
Ilay Papangon'ny Nofy (the Kite of Dreams)
Życzenia Mohesiw nabierają kształtu w dżungli, gdzie mieszka i bawi się. Amunet uśmiecha się, myśląc o swojej przyszłości. Juana śni na jawie, czyszcząc przednie szyby samochodów, a na drugim końcu świata Anja i jej brat Tovo szukają wśród kopców śmieci, nigdy nie tracąc z oczu swoich marzeń.
Chłopcy i dziewczęta w tych opowiadaniach puszczają latawce i marzą o lepszym świecie. Chwyć za sznurek i dołącz do nich, odlatując z latawcem marzeń.
Ao anaty ala mikitroka ipetrahany sy ilalaovany no tanteraka ny nofin'i Mohesiw. Mitsiky i Amunet są bardzo ostrożni. Manonofy atoandro i Juana eo am-panasana fitaratra arorivotry ny fiara ary, any amin'ny ilan'izao tontolo izao kosa, i Anja sy Tovo zandriny mikaroka anatin'ireo fako miavosa, tsy mitsahatra mibanjina ny nofin'izy ireo.
Mampanidina ny papangony ireo ankizilahy sy ankizivavy ao amin'ireo tantara fohy ireo ary manonofy tontolo tsara kokoa.
Tazony mafy ny tadiny, dia tongava hiaraka amin'izy ireo hanidina lavitra miaraka amin'ilay Papangon'ny Nofy.