
A Trip to the Zoo: English-Malagasy Bilingual Edition
Wycieczka do zoo to prosta i nieskomplikowana podróż, podczas której nie ma się czym martwić. Ale dla trójki przyjaciół o specjalnych potrzebach podróż może być zniechęcająca; pełna zmartwień i niepokojów.
Podążaj za Benem, Adamem i Jasmine, którzy razem odwiedzają zoo i zobacz, jakie wyzwania napotykają po drodze. Ny dia any amin'ny toerana fijerena biby dia tsotra sy mahitsy ary tsy be zavatra mampanahy.
Fa raha hoan'ireto mpinamana telo miavaka sy manana zavatra ilaina manokana ireto kosa, dia mety ho mampitahotra ilay dia: feno fanahiana sy tebiteby. Araho ary i Benja, Adama sy i Jasmina raha niaraka nitsidika ny toerana fijerana biby izy ireo dia ho hitanao ireo zavatra mafy nolalovany nandritra ny diany.