
Ilay Saka Mpanasitrana: Malagasy Edition of The Healer Cat
Celesse, kot uzdrowiciel, jest bardzo szanowanym członkiem sąsiedztwa. Jako ulubiona kotka pani domu, spędza leniwe dni w cieple domu.
Pewnej śnieżnej nocy przybiega do niej matka zająca, desperacko szukająca pomocy. Niechętnie, kot uzdrowiciel podróżuje z nią przez nocną burzę śnieżną i gryzący zimny wiatr. W ciemnym lesie Celesse staje twarzą w twarz z przerażającą niespodzianką i jest zmuszona zebrać swoje moce po raz pierwszy od jakiegoś czasu.
--- Noho ny hery mahasitrana ananany, Lisy Rasakamanasitrana dia mponina tena haijaina eo amin'ny fiarahamonina. Satria izy saka ankafizin'ny ramatoa mpitaiza azy indrindra, afaka mankafy hakamoana mandany ny androny ao amin'ny hafanan'ny trano.
Saingy nisy renibitrodia nisososo niditra, nila fanampiana. Naharesy lahatra an-dRasakamanasitrana ny fiangavian'ilay bitrodia izay nitondra azy namakivaky ny alina tanaty tafio-drivotra sy fanala mamirifiry.
Tao anaty ala maizina, nifanehatra nifanatri-tava tamina zava-tsy nampoizina i Lisy ary voatery nanangona ny heriny rehetra. Rehefa dila ny alina lava ary vita tamim-pahombiazana ny dia, dia nivoka ny masoandro, nanafana tsy ilay ala feno fanala fotsiny fa ny fon'ilay saka mpanasitrana koa.